<-
->

Isa / Iz 27:6 He shall cause them that come of Jacob to take root: Israel shall blossom and bud, and fill the face of the world with fruit. Amin' ny andro ho avy dia hamaka tsara Jakoba; Ary Isiraely hamony sy hitsimoka ka hameno izao tontolo izao amin' ny fahavokarany. Amin' ny andro ho avy Jakoba handatsapaka, Israely hamony sy hitsimoka, ary hofenoiny amin' ny vokany izao tontolo izao. A l' avenir Jacob s' enracinera, Israël bourgeonnera et fleurira, la face du monde se couvrira de récolte.