<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 27:9 | By this therefore shall the iniquity of |
Ka izao no hamelana ny helok' i Jakoba, Ary izao ihany no vokatry ny nanesorana ny fahotany, dia amin' ny anaovany ny vato rehetra amin' ny alitara ho tahaka ny vato sokay voatorotoro, ary ny Aseraha sy ny tsangan-kazo ho an' ny masoandro dia tsy hitsangana intsony. | Toy izao no hahavoaonitra ny helok' i Jakoba, ary izao no ho vokatra rehetra amin' ny famelana ny fahotany. Rahefa ny vaton' ireo otely no hataony manjary vovoka sy manahaka ny vato sokay, dia tsy hantsangana intsony ny asrah sy ny sarin' ny Masoandro. | Car ainsi sera pardonnée la faute de |