<-
->

Isa / Iz 30:2 That walk to go down into Egypt, and have not asked at my mouth; to strengthen themselves in the strength of Pharaoh, and to trust in the shadow of Egypt! Dia izay mandeha hidina any Egypta, nefa tsy nanadina tamin' ny vavako, handositra ho any amin' ny fiarovana mafin' i Farao sy hialokaloka ao amin' ny alokalok' i Egypta. Dia midina eny amin' ny làlana mankany Ejipta izy ireo nefa tsy manontany ny vavako, mba hialoka eo ambany fiarovan' i Faraona sy hialokaloka eo amin' ny alokalok' i Ejipta. Ils partent pour descendre en Égypte, sans m' avoir consulté, pour se mettre sous la protection du Pharaon et s' abriter à l' ombre de l'Égypte.