<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 36:22 | Then came |
Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. | Dia nankany amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Elkiasa lehiben' ny ao an-dapa, sy Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry ny bokim-panjakana, ka nambarany taminy ny tenin' ny lehiben' ny mpandroso divay, ary samy voatriatra ny fitafiany. | Le maître du palais |