<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 36:8 | Now therefore give pledges, I pray thee, to my master the king of |
Koa aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan' i Asyria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha tàhiny manana olona hitaingina azy. | Koa ankehitriny manaova fanekena amin' ny tompoko, ny mpanjakan' i Asiria, fa homeko soavaly roa arivo hianao, raha afa-mamory olona hitaingina azy! | Eh bien! fais un pari avec Monseigneur le roi d' |