<-
->

Isa / Iz 37:20 Now therefore, O Lord our God, save us from his hand, that all the kingdoms of the earth may know that thou art the Lord, even thou only. Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô, vonjeo amin' ny tànany izahay, mba hahafantaran' ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany fa Hianao ry ihany no Jehovah. Ankehitriny, Iaveh Andriamanitray ô, vonjeo amin' ny tanan' i Senakeriba izahay; ary aoka ho fantatry ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany, fa hianao irery no Iaveh. Mais maintenant, Yahvé notre Dieu, sauve-nous de sa main, je t' en supplie, et que tous les royaumes de la terre sachent que toi seul es Dieu, Yahvé. "