<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 37:22 | This is the word which the |
dia izao no teny nolazain' i Jehovah ny amin' i Sankeriba: Manao tsinontsinona sy mandatsalatsa anao Ziona, zanakavavy virijina; Mihifikifi-doha mahita anao mandositra Jerosalema zanakavavy. | ka izao no teny nolazain' ny Tompo ny aminy: Maneso anao, mihomehy anao, ilay virjiny zanakavavin' i Siona; manifikifi-doha eo aorianao, ny zanakavavin' i Jerosalema! | Voici l' oracle que |