<-
->

Isa / Iz 37:24 By thy servants hast thou reproached the Lord, and hast said, By the multitude of my chariots am I come up to the height of the mountains, to the sides of Lebanon; and I will cut down the tall cedars thereof, and the choice fir trees thereof: and I will enter into the height of his border, and the forest of his Carmel. Ny mpanomponao no nihaikanao ny Tompo hoe: Tamin' ny kalesiko maro no niakarako tany an-tampon' ny tendrombohitra, tao afovoan' i Libanona; Ary hokapaiko ny sedera avo sy ny kypreso voafantina, dia hiditra any amin' ny faran' ny azo iakarana ao aho sy any amin' ny alany midokadoka, Hamely an' ilay Masin' Israely. Ny mpanomponao no efa naniratsiranao ny Tompo, ary hianao efa nanao hoe: Amin' ny hamaroan' ny kalesiko no efa niakarako teny an-tampon-tendrombohitra, teny amin' ny fara-sisin' i Libàna; hokapaiko ny avo indrindra amin' ny sedra ao aminy, ny tsara indrindra amin' ny sipresa ao aminy, dia hahatakatra ny tendrony avo indrindra aho, mbamin' ny alany, hoatra ny saha misy hazo mamoa. Par tes valets tu as insulté le Seigneur, tu as dit : "Avec mes nombreux chars j' ai gravi les sommets des monts, les dernières cimes du Liban. J' ai coupé sa haute futaie de cèdres et ses plus beaux cyprès. J' ai atteint son ultime sommet, son parc forestier.