<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 37:33 | Therefore thus saith the |
Koa izao no lazain' i Jehovah ny amin' ny mpanjakan' i Asyria: Tsy ho tafiditra amin' ity tanàna ity izy, na handefa zana-tsipìka ho ato, na hitondra ampinga eo anoloany, na hanandratra tovon-tany hamelezany azy. | Noho izany, izao no lazain' ny Tompo, ny amin' ny mpanjakan' i Asiria: Tsy hiditra amin' izany tanàna izany izy, na handefa zana-tsipika ao aminy, na hanangana ampinga eo anoloany, na hanandratra tovon-tany hamelezana azy. | Voici donc ce que dit |