<-
->

Isa / Iz 37:9 And he heard say concerning Tirhakah king of Ethiopia, He is come forth to make war with thee. And when he heard it, he sent messengers to Hezekiah, saying, Ary ren' i Sankeriba ny amin' i Tiraka, mpanjakan' i Etiopia, nanao hoe: Avy hiady aminao izy; ary nony nandre izany izy, dia naniraka olona ho any amin' i Hezekia nanao hoe: Ary nandre vaovao ny mpanjakan' i Asiria ny amin' i Tharakà, mpanjakan' i Etiopia, fa hoy ny olna taminy: Efa niainga izy io hanafika anao. Nony vao nandre izany izy, dia nandefa iraka ho any amin' i Ezekiasa, nanao hoe: car il avait reçu cette nouvelle au sujet de Tirhaqa, roi de Kush : " Il est parti en guerre contre toi. " De nouveau Sennachérib envoya des messagers à Ézéchias pour lui dire :