<-
->

Isa / Iz 38:21 For Isaiah had said, Let them take a lump of figs, and lay it for a plaister upon the boil, and he shall recover. Ary hoy Isaia: Makà ampempan' aviavy, ary apetaho amin' ny vay izany, mba ho sitrana izy. Hoy Izaia: Mitondrà ampempan' aviavy iray, dia apetaho amin' ny fery, ary aoka ho sitrana ny mpanjaka. Ary hoy Ezekiasa: Inona no famantarana ahalalako fa hiakatra any amin' ny tranon' ny Tompo aho? Isaïe dit : "Qu' on apporte un pain de figues, qu' on l' applique sur l' ulcère, et il vivra."