<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 40:2 | Speak ye comfortably to |
Mitoria teny soa mahafaly amin' i Jerosalema, ka lazao aminy fa vita ny adiny, sady voavela ny helony, ary efa nandray indroa heny tamin' ny tànan' i Jehovah izy ho valin' ny fahotana rehetra nataony. | Mitenena amin' ny fon' i Jerosalema, ary ataovy antso avo aminy, fa tapitra ny fanompoany, voaonitra ny helony, voarainy tamin' ny tànan' ny Tompo, ny indroa heny valin' ny fahotany. | parlez au coeur de |