<-
->

Isa / Iz 44:28 That saith of Cyrus, He is my shepherd, and shall perform all my pleasure: even saying to Jerusalem, Thou shalt be built; and to the temple, Thy foundation shall be laid. Ary milaza an' i Kyrosy hoe: Izy no mpiandry ondriko, ka izay sitrako rehetra dia hotanterahiny; Ary izy hanao amin' i Jerosalema hoe: Hatsangana ianao, ary amin' ny tempoly hoe: Haorina indray ny fanorenanao. Ny amin' i Sirosy dia milaza aho manao hoe: Mpiandry ondriko izy; hanatanteraka ny sitra-poko manontolo izy, hilaza amin' i Jerosalema hoe: Haorina indray anie hianao! Sy amin' ny tempoly hoe: Hatsangana indray anie hianao! qui dis à Cyrus : " Mon berger. " Il accomplira toute ma volonté, en disant à Jérusalem : " Tu seras reconstruite ", et au Temple : " Tu seras rétabli. "