<-
->

Isa / Iz 49:26 And I will feed them that oppress thee with their own flesh; and they shall be drunken with their own blood, as with sweet wine: and all flesh shall know that I the Lord am thy Saviour and thy Redeemer, the mighty One of Jacob. Sady hampihinaniko ny nofon' ny tenany ihany izay mampahory anao, ary ho leon' ny ran' ny tenany ihany ireny, toy ny amin' ny ranom-boaloboka; dia ho fantatry ny nofo rehetra fa Izaho Jehovah no Mpamonjy anao, ary Ilay Maherin' i Jakoba no Mpanavotra anao. Hataoko mihinana ny nofony ny mpampahory anao; hidoroka amin' ny ran' ny tenany, hoatra ny amin' ny divay vaovao; dia ho fantatry ny nofo rehetra fa izaho Iaveh no Mpamonjy anao, ary ilay Maherin' i Jakoba no mpanavotra anao! A tes oppresseurs je ferai manger leur propre chair, comme de vin nouveau ils s' enivreront de leur sang. Et toute chair saura que moi, Yahvé, je suis ton sauveur, que ton rédempteur, c' est le Puissant de Jacob.