<-
->

Isa / Iz 49:5 And now, saith the Lord that formed me from the womb to be his servant, to bring Jacob again to him, Though Israel be not gathered, yet shall I be glorious in the eyes of the Lord, and my God shall be my strength. Ary ankehitriny, hoy Jehovah, Izay namorona Ahy hatrany am-bohoka ho Mpanompony, hampodiana ny Jakoba ho ao aminy indray sy hamoriana ny Isiraely ho ao aminy, (Fa mahazo voninahitra eo imason' i Jehovah Aho, Ary Andriamanitro no heriko), Ary ankehitriny miteny Iaveh, izay namorona ahy hatrany am-bohoka mba ho mpanompony, hampody an' i Jakoba aminy indray, ary mba ho tafakambana aminy indray Israely. - Ary mahazo voninahitra eo imason' ny Tompo aho, ary Andriamanitro no heriko. - Et maintenant Yahvé a parlé, lui qui m' a modelé dès le sein de ma mère pour être son serviteur, pour ramener vers lui Jacob, et qu' Israël lui soit réuni; - je serai glorifié aux yeux de Yahvé, et mon Dieu a été ma force; -