<-
->

Isa / Iz 49:6 And he said, It is a light thing that thou shouldest be my servant to raise up the tribes of Jacob, and to restore the preserved of Israel: I will also give thee for a light to the Gentiles, that thou mayest be my salvation unto the end of the earth. Eny, hoy Izy: Mbola zavatra kely foana, raha tonga Mpanompoko hanandratra ny firenen' i Jakoba Hianao sy hampody ny Isiraely sisa voaro; Fa homeko ho fanazavana ny jentilisa koa Hianao, mba ho famonjeko hatrany amin' ny faran' ny tany. Hoy izy: Mbola zavatra kely foana ny maha-Mpanompoko anao, hanangana ny firenen' i Jakoba indray, sy hampody ireo sisa voatahiry amin' Israely; fa hatsangako ho fahazavan' ny firenena hianao, mba hihitaran' ny famonjeko hatramin' ny faran' ny tany. il a dit : " C' est trop peu que tu sois pour moi un serviteur pour relever les tribus de Jacob et ramener les survivants d' Israël. Je fais de toi la lumière des nations pour que mon salut atteigne aux extrémités de la terre. "