<-
->

Isa / Iz 52:4 For thus saith the Lord GOD, My people went down aforetime into Egypt to sojourn there; and the Assyrian oppressed them without cause. Fa izao no lazain' i Jehovah Tompo: Tany Egypta no nidinan' ny oloko tamin' ny voalohany mba hivahiny tany; Ary ny Asyriana koa nampahory azy tsy ahoan-tsy ahoana. Fa izao no lazain' ny Tompo Tompo: Ny honina any no nidinan' ny vahoakako tany Ejipta fahiny; ary tatý aoriana dia nampahorin' i Asora, tsy ahoan-tsy ahoana izy. Car ainsi parle le Seigneur Yahvé : C' est en Égypte qu' autrefois mon peuple est descendu pour y séjourner, c' est Assur qui à la fin l' a opprimé.