<-
->

Isa / Iz 59:11 We roar all like bears, and mourn sore like doves: we look for judgment, but there is none; for salvation, but it is far off from us. Isika rehetra mampierona tahaka ny bera ary mitoloko tokoa tahaka ny voromailala; miandry ny rariny isika, nefa tsy misy, ary ny famonjena, nefa lavitra antsika izany. Manerona hoatra ny orsa avokoa isika; ary tsy mitsaha-mitoloko hoatra ny voromailala; miandry ny fitsarana isika nefa tsy tonga izy, miandry ny famonjena nefa lavitra antsika izany. Nous grognons tous comme des ours, comme des colombes nous ne faisons que gémir; nous attendons le jugement, et rien! le salut, et il demeure loin de nous.