<-
->

Isa / Iz 63:11 Then he remembered the days of old, Moses, and his people, saying, Where is he that brought them up out of the sea with the shepherd of his flock? where is he that put his holy Spirit within him? Ary ny olony dia nahatsiaro ny andro taloha ela, dia ny tamin' i Mosesy. Aiza Ilay nitondra azy mbamin' ny mpiandry ondriny niakatra avy tamin' ny ranomasina? Aiza Ilay nametraka ny Fanahy Masiny tao aminy, Dia nahatsiaro ny andro fahiny, ny andron' i Moizy, ny vahoakany! Aiza ilay nitondra niakatra avy tamin' ny ranomasina, ny mpiandry ny andian' ondriny? Aiza ilay nametraka teo amin' izy ireo, ny Fanahiny Masina, Mais il s' est souvenu des jours d' autrefois, de Moïse, son serviteur. Où est-il, celui qui les sauva de la mer, le pasteur de son troupeau ? Où est celui qui mettait au milieu d' eux son Esprit saint ?