<-
->

Isa / Iz 65:7 Your iniquities, and the iniquities of your fathers together, saith the Lord, which have burned incense upon the mountains, and blasphemed me upon the hills: therefore will I measure their former work into their bosom. Ny helokareo sy ny heloky ny razanareo koa, hoy Jehovah, dia izay olona nandoro ditin-kazo manitra teny an-tendrombohitra ary nihaika Ahy teny amin' ny havoana; eny, hamatra ny valin' ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha. ny helokareo mbamin' ny heloky ny razanareo, hoy Iaveh, ny razanareo izay nandotra emboka, teny an-tendrombohitra, sy naniratsira ahy teny amin' ny havoana; hafatrako ao an-tratrany, ny valin' ny fitondra-tena nataony. puni vos fautes et les fautes de vos pères, toutes ensemble, dit Yahvé, eux qui ont brûlé des parfums sur les montagnes et m' ont outragé sur les collines; je mesurerai à pleine mesure leurs oeuvres anciennes.