<-
->

Isa / Iz 66:20 And they shall bring all your brethren for an offering unto the Lord out of all nations upon horses, and in chariots, and in litters, and upon mules, and upon swift beasts, to my holy mountain Jerusalem, saith the Lord, as the children of Israel bring an offering in a clean vessel into the house of the Lord. Ary hitondra ny rahalahinareo rehetra izy, Avy any amin' ny jentilisa rehetra ho fanatitra ho an' i Jehovah, Mitaingin-tsoavaly sy ao anaty kalesy sy filanjana, Ary mitaingina ampondra sy rameva haingam-pandeha ho any Jerosalema tendrombohitro masina, hoy Jehovah, Dia tahaka ny fitondran' ny Zanak' Isiraely ny fanatitra hohanina ao anatin' ny vilia madio ho any an-tranon' i Jehovah; Ny rahalahinao rehetra dia naverin' izy ireo, avy amin' ny firenena rehetra, ho fanatitra ho an' ny Tompo; haveriny mitaingin-tsoavaly, ambony kalesy, am-pilanjana, mitaingina mole aman-drameva, ho ao amin' ny tendrombohitro masina, ho any Jerosalema, hoy Iaveh, toy ny itondran' ny zanak' Israely ny fanatitra ao anaty lovia madio, any an-tranon' ny Tompo. et de toutes les nations ils ramèneront tous vos frères en offrande à Yahvé, sur des chevaux, en char, en litière, sur des mulets et des chameaux, à ma montagne sainte, Jérusalem, dit Yahvé, comme les Israélites apportent les offrandes à la Maison de Yahvé dans des vases purs.