<-
->

Lev 1:5 And he shall kill the bullock before the Lord: and the priests, Aaron' s sons, shall bring the blood, and sprinkle the blood round about upon the altar that is by the door of the tabernacle of the congregation. Dia hamono ny zanak' omby eo anatrehan' i Jehovah izy; ary ireo mpisorona, zanak' i Arona, dia hanatitra ny rà ka hanopy azy manodidina amin' ny lafin' ny alitara, izay eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana; Izy no hamono ny vantotr' ombalahy eo anatrehan' ny Tompo; ary ireo mpisorona zanak' i Aarona kosa, hanolotra ny rà sy handraraka azy manodidina eo ambonin' ny otely izay ao amin' ny fidirana amin' ny lay fihaonana. Puis il immolera le taureau devant Yahvé, et les fils d' Aaron, les prêtres, offriront le sang. Ils le feront couler sur le pourtour de l' autel qui se trouve à l' entrée de la Tente du Rendez-vous.