<-
->

Lev 1:7 And the sons of Aaron the priest shall put fire upon the altar, and lay the wood in order upon the fire: Ary ireo zanak' i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin' ny alitara ka handahatra kitay eo amin' ny afo. Ary hanisy afo eo ambony otely ny zanak' i Aarona mpisorona sy hanohoka kitay hazo eo ambonin' ny afo; les fils d' Aaron, les prêtres, apporteront du feu sur l' autel et disposeront du bois sur ce feu.