<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 12:2 | Speak unto the children of |
Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Raha misy vehivavy manan' anaka ka tera-dahy, dia haloto hafitoana izy; tahaka ny andro fahalotoany raha mararin' ny fadim-bolany no hahalotoany. | Mitenena amin' ny zanak' Israely ataovy hoe: ny vehivavy miteraka, raha tera-dahy, dia haloto hafitoana, haloto tahaka ny amin' ny andro aharariany amin' ny fadim-bolany izy. | Parle aux |