<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 16:21 | And |
Dia hapetrak' i Arona amin' ny lohan' ny osilahy velona ny tànany roa, ka hekeny eo amboniny ny heloky ny Zanak' Isiraely rehetra sy ny fahadisoany rehetra, dia ny fahotany rehetra; dia hametraka izany eo amin' ny lohan' ny osilahy izy ka hampandeha azy ho entin' ny lehilahy voatendry hankany an-efitra. | hapetrak' i Aarona eo ambonin' ny lohan' ny osilahy velona ny tànany roa, dia holazainy eo amboniny avokoa ny otan' ny zanak' Israely sy ny fahadisoany rehetra araka izay fahotana nataony, hataony eo ambonin' ny lohan' ilay osilahy izany ota izany, vao halefany ho any an' efitra izy, hoentin' ny olona efa voaomana. |