<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 16:7 | And he shall take the two goats, and present them before the |
Ary dia halainy koa ny osilahy roa ka hapetrany eo anatrehan' i Jehovah, eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana. | Rahefa izany, halainy ny osilahy roa, ka hapetrany eo anatreha' Iaveh, eo amin' ny varavarana fidirana amin' ny trano lay fihaonana. |