<-
->

Lev 17:14 For it is the life of all flesh; the blood of it is for the life thereof: therefore I said unto the children of Israel, Ye shall eat the blood of no manner of flesh: for the life of all flesh is the blood thereof: whosoever eateth it shall be cut off. fa ny amin' ny amin' ny nofo rehetra, dia ny ràny no ainy; koa izany no nilazako tamin' ny Zanak' Isiraely hoe: Aza mihinana ny ran' ny nofo; fa ny ràny no ain' ny nofo rehetra, ka izay rehetra mihinana azy dia haringana. satria ny rany no ain' ny nofo rehetra; izy no ainy. Izany no nilazako tamin' ny zanak' Israely hoe: Aza mihinana ny ràn' ny nofo, na nofon' inona na nofon' inona, fa ny ain' ny nofo rehetra, dia ny rany; ka hofongorana izay mihinana izany. Car la vie de toute chair, c' est son sang, et j' ai dit aux Israélites : " Vous ne mangerez du sang d' aucune chair car la vie de toute chair, c' est son sang, et quiconque en mangera sera supprimé. "