<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 18:30 | Therefore shall ye keep mine ordinance, that ye commit not any one of these abominable customs, which were committed before you, and that ye defile not yourselves therein: I am the |
Koa dia tandremo izay asaiko tandremana, mba tsy hisy hataonareo akory izany fanao vetaveta izany, izay nataon' ny olona talohanareo, ka aza mandoto ny tenanareo amin' izany: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. | Tandremo ny didiko mba tsy hanatanterahanareo na inona na inona amin' ireo fomba vetaveta fanao talohanareo, ka tsy handotoanareo ny tenanareo amin' izany. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo. | Gardez mes observances sans mettre en pratique ces lois abominables que l' on appliquait avant vous ; ainsi ne vous rendront-elles pas impurs. Je suis |