<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 19:8 | Therefore every one that eateth it shall bear his iniquity, because he hath profaned the hallowed thing of the |
fa izay mihinana izany dia ho meloka, satria nanamavo ny zava-masin' i Jehovah izy, ka dia hofongorana tsy ho amin' ny fireneny izany olona izany. | Ary izay mihinana azy amin' izany, dia hilonjy ny helony, fa mametaveta ny zava-boahasina ho an' ny Tompo, ka hofongorana amin' ny fireneny izany olona izany. | Celui qui en mangera portera le poids de sa faute, car il aura profané la sainteté de |