<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 2:14 | And if thou offer a meat offering of thy firstfruits unto the |
Ary raha manatitra fanatitra hohanina ho an' i Jehovah avy amin' ny voaloham-bokatra ianao, dia salohim-bary voaendy amin' ny afo, dia lango avy amin' ny salohy maitso, no haterinao ho fanatitra hohanina avy amin' ny voaloham-bokatrao. | Raha fanatitra atao santa-bokatra no entinao amin' ny Tompo, dia salohim-bary voaendy amin' ny afo, lango voatoto, no haterinao ho fanatitra hatao santa-bokatrao. | Si tu offres à |