<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 21:7 | They shall not take a wife that is a whore, or profane; neither shall they take a woman put away from her husband: for he is holy unto |
Aoka tsy hanambady izay vehivavy mpijangajanga ka voaloto izy, ary aoka tsy hanambady vehivavy izay efa nisaoran' ny lahy; fa masina ho an' Andriamaniny ny mpisorona. | Tsy hanambady vehivavy janga na efa afa-baraka izy; tsy hanambady vehivavy efa voasaotry ny lahy, fa masina ho an' ny Andriamaniny ny mpisorona. | Ils ne prendront pas pour |