<-
->

Lev 22:8 That which dieth of itself, or is torn with beasts, he shall not eat to defile himself therewith; I am the Lord. Izay maty ho azy, na izay noviravirain-biby, dia tsy hohaniny, mba tsy hahaloto azy: Izaho no Jehovah. Tsy hihinana biby maty ho azy na voaviravira izy mba tsy ho voaloton' izany. Izaho no Iaveh. Il ne mangera pas de bête morte ou déchirée, il en contracterait l' impureté. Je suis Yahvé.