<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 23:8 | But ye shall offer an offering made by fire unto the |
fa manatera fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah hafitoana; ary amin' ny andro fahafito dia hisy fivoriana masina koa; aza manao tao-zavatra akory ianareo. | Mandritra ny hafitoana, hanatitra sorona atao amin' ny afo ho an' ny Tompo hianareo. Ary amin' ny andro fahafito, hisy fivoriana masina ho anareo, tsy hanao asam-panompo hianareo, na inona na inona. | Pendant sept jours vous offrirez un mets à |