<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 26:13 | I am the |
Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, mba tsy ho andevony ianareo; ary nanapaka ny zioga izay teo aminareo Aho ka nampandeha anareo mijoro, | Izaho no Iaveh Andriamanitrareo izay namoaka anareo hiala any amin' ny tany Ejipta, mba tsy ho andevo any intsony; nanapaka ny baran' ny jioganareo aho, dia nandefa anareo handeha misolanandrana. | C' est moi |