<-
->

Lev 27:23 Then the priest shall reckon unto him the worth of thy estimation, even unto the year of the jubile: and he shall give thine estimation in that day, as a holy thing unto the Lord. dia holazain' ny mpisorona aminy ny hevitry ny ataonao tombany, dia hatramin' ny taona Jobily; ary dia handoa izay nataonao tombany amin' izany andro izany izy ho zava-masina ho an' i Jehovah. dia ho eran' ny mpisorona izay vidiny, araka ny anombananao azy mandra-pihavin' ny taona Jobile, dia haloan' izany olona izany androtr' io ihany izay voafetra ho vidiny, ho zavatra voatokana ho an' ny Tompo. le prêtre en calculera le prix d' estimation en fonction du temps à courir jusqu'à l' année jubilaire, et l' homme en versera le montant ce jour même à titre de chose consacrée à Yahvé.