<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 27:26 | Only the firstling of the beasts, which should be the |
Fa ny voalohan-teraky ny biby fiompy, dia izay voalohan-teraka ho an' i Jehovah, aoka tsy hisy olona hanamasina izany, na omby, na ondry, na osy, fa an' i Jehovah izany. | Tsy misy anefa mahazo manokana voalohan-teraky ny biby fiompiny, fa efa an' ny Tompo rahateo izany noho ny mahavoalohan-teraka azy, ka na omby, na ondry dia efa an' ny Tompo izany. | Nul, toutefois, ne pourra de son bétail consacrer un premier-né qui de droit appartient à |