<-
->

Lev 27:9 And if it be a beast, whereof men bring an offering unto the Lord, all that any man giveth of such unto the Lord shall be holy. Ary raha biby fiompy izay fanao fanatitra ho an' i Jehovah, dia ho masina ho an' i Jehovah izay rehetra omena amin' izany. Raha biby fanao fanatitra ho an' ny Tompo no nivoadina, dia ho zava-masina izay rehetra homena an' ny Tompo toy izany. S' il s' agit d' animaux dont on peut faire offrande à Yahvé, tout animal que l' on donne à Yahvé sera chose consacrée.