<-
->

Lev 3:2 And he shall lay his hand upon the head of his offering, and kill it at the door of the tabernacle of the congregation: and Aaron' s sons the priests shall sprinkle the blood upon the altar round about. Ary hametraka ny tànany amin' ny lohan' ny fanatiny izy, dia hamono azy eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana; ary ireo mpisorona, zanak' i Arona, hanopy ny rà manodidina amin' ny lafin' ny alitara. Hametra-tànana eo ambonin' ny lohan' ny sorona izy, sy hamono azy eo am-baravaran' ny trano lay fihaonana; ary ny mpisorona, zanak' i Aarona, handraraka ny rà manodidina amin' ny otely. Il posera la main sur la tête de la victime et l' immolera à l' entrée de la Tente du Rendez-vous. Puis les fils d' Aaron, les prêtres, feront couler le sang sur le pourtour de l' autel.