<-
->

Lev 4:13 And if the whole congregation of Israel sin through ignorance, and the thing be hid from the eyes of the assembly, and they have done somewhat against any of the commandments of the Lord concerning things which should not be done, and are guilty; Ary raha ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, kosa no manota tsy nahy, fa misy tsy hitan' ny mason' ny fiangonana, ary mandika ny anankiray amin' ny didin' i Jehovah amin' izay tsy tokony hatao izy ka meloka, Raha ny fiangonan' Israely rehetra no nanota tsy nahy, fa tsy voatandrin' ny masony izany, ka nahavita zavatra noraran' ny Tompo tsy hatao izy, ary tonga meloka tamin' izany; Si c' est toute la communauté d' Israël qui a péché par inadvertance et commis l' une des choses défendues par les commandements de Yahvé sans que la communauté s' en soit aperçue,