<-
->

Lev 4:17 And the priest shall dip his finger in some of the blood, and sprinkle it seven times before the Lord, even before the vail. ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony amin' ny rà, ka hafafiny impito eo anatrehan' i Jehovah, dia eo anoloan' ny efitra lamba. dia hanoboka ny rantsan-tànany ao amin' ny rà, hamafy izany impito, eo anatrehan' ny Tompo, tandrifin' ny efitra lamba; Il trempera son doigt dans le sang et fera sept aspersions devant le rideau, devant Yahvé.