<-
->

Lev 9:18 He slew also the bullock and the ram for a sacrifice of peace offerings, which was for the people: and Aaron' s sons presented unto him the blood, which he sprinkled upon the altar round about, Dia namono ny omby sy ny ondrilahy koa izy hatao fanati-pihavanana, izay haterina noho ny olona; ary ny zanak' i Arona nanolotra azy ny rà, dia nanopy izany manodidina tamin' ny lafin' ny alitara izy. Novonoiny ny ombalahy aman' ondralahy hatao sorom-pihavanana ho an' ny vahoaka. Natolotr' ireo zanak' i Aarona azy ny rà, ka dia naidiny manodidina amin' ny otely. Enfin il immola le taureau et le bélier en sacrifice de communion pour le peuple. Les fils d' Aaron lui en remirent le sang et il le fit couler sur le pourtour de l' autel.