<-
->

Lev 9:5 And they brought that which Moses commanded before the tabernacle of the congregation: and all the congregation drew near and stood before the Lord. Dia nitondra izay nandidian' i Mosesy azy ho eo anoloan' ny trano-lay fihaonana izy; ary ny fiangonana rehetra nanatona ka nijanona teo anatrehan' i Jehovah. Dia nentin' izy ireo, ho eo anoloan' ny trano lay fihaonana izay rehetra nandidian' i Moizy azy, ary nanatona avokoa ny fiangonana rehetra ka nijanona teo anatrehan' ny Tompo. Ils amenèrent devant la Tente du Rendez-vous ce qu' avait commandé Moïse, puis toute la communauté s' approcha et se tint devant Yahvé.