<-
->

Lev 9:8 Aaron therefore went unto the altar, and slew the calf of the sin offering, which was for himself. Dia nanatona ny alitara Arona ka namono ny ombilahy kely hatao fanatitra noho ny ota, izay ho an' ny tenany. Dia nanatona ny otely Aarona, namono ny zanak' omby hatao sorona noho ny ota, hatolotra ho an' ny tenany. Aaron s' approcha de l' autel, immola le veau du sacrifice pour son propre péché.