<-
->

Jer / Jr 1:18 For, behold, I have made thee this day a defenced city, and an iron pillar, and brasen walls against the whole land, against the kings of Judah, against the princes thereof, against the priests thereof, and against the people of the land. Indro, Izaho hanao anao ho tanàna mimanda sy andry vy ary manda varahina mba tsy ho leon' ny tany rehetra, na ny mpanjakan' ny Joda, na ny lehibeny, na ny mpisorony, na ny vahoaka. Indro aho anio manao anao ho tanàna mimanda, andry vy ary manda varahana, eo anatrehan' ny tany rehetra, eo anatrehan' ny mpanjakan' i Jodà, sy ny mpanapaka eo aminy, eo anatrehan' ny mpisorony, eo anatrehan' ny vahoakany. Voici que moi, aujourd' hui même, je t' ai établi comme ville fortifiée, colonne de fer et rempart de bronze devant tout le pays les rois de Juda, ses princes, ses prêtres et le peuple du pays.