<-
->

Jer / Jr 1:2 To whom the word of the Lord came in the days of Josiah the son of Amon king of Judah, in the thirteenth year of his reign. izay nanambarana ny tenin' i Jehovah tamin' ny andron' i Josia, zanak' i Amona, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny taona fahatelo ambin' ny folo nanjakany, Natao taminy ny tenin' ny Tompo tamin' ny andron' i Josiasa, zanak' i Amona, mpanjakan' i Jodà, tamin' ny taona fahatelo ambin' ny folo nanjakany; A lui fut adressée la parole de Yahvé, aux jours de Josias, fils d' Amon, roi de Juda, la treizième année de son règne;