<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 10:22 | Behold, the noise of the bruit is come, and a great commotion out of the north country, to make the cities of |
Injany! misy siosion-teny hoe: Indro, tamy izy amin' ny fihorakorahana be avy any amin' ny tany avaratra mba hahatonga ny tanànan' ny Joda ho lao sy ho fonenan' ny amboadia. | Misy tsaho sy siosion-teny! Injany tamy izy, misy tabataba be avy any amin' ny tany avaratra, hanova ny tanànan' i Jodà ho efitra, sy fieren' amboadia! | Un bruit se fait entendre! Le voici! Un grand vacarme vient du pays du |