<-
->

Jer / Jr 10:25 Pour out thy fury upon the heathen that know thee not, and upon the families that call not on thy name: for they have eaten up Jacob, and devoured him, and consumed him, and have made his habitation desolate. Aidino amin' ny jentilisa izay tsy mahalala Anao ny fahatezeranao, dia amin' ny taranaka Izay tsy miantso ny anaranao. Fa efa nihinana an' i Jakoba ireo, eny, nihinana sy nahalevona azy ary nahalao ny fonenany. Ny firenena tsy mahalala anao no rotsahy ny fahatezeranao, dia ny vahoaka tsy miantso ny anaranao; fa nolaniany Jakoba dia nolaniany, vitainy izy, ary ny fonenany ravany! Déverse ta fureur sur les nations qui ne te connaissent pas, et sur les familles qui n' invoquent pas ton nom. Car elles ont dévoré Jacob, elles l' ont dévoré et achevé, elles ont dévasté son domaine.