<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 14:16 | And the people to whom they prophesy shall be cast out in the streets of |
Ary ny firenena izay aminanian' ireo koa dia hiely faty eny an-dalamben' i Jerosalema noho ny mosary sy ny sabatra, ka tsy hisy mpandevina ireny, na ny tenany, na ny vadiny, na ny zananilahy, na ny zananivavy, fa haidiko ao aminy ny faharatsiany. | Ny olona aminaniany koa: hatsipy eny an-dalamben' i Jerosalema, fa matin' ny mosary sy ny sabatra ka tsy hisy olona handevina azy, na ny tenany, na ny vadiny, na ny zanany lahy aman-janany vavy, fa harotsako amin' izy ireo ny haratsiany. | Quant aux gens à qui ils prophétisent, ils seront jetés dans les rues de |