<-
->

Jer / Jr 14:19 Hast thou utterly rejected Judah? hath thy soul lothed Zion? why hast thou smitten us, and there is no healing for us? we looked for peace, and there is no good; and for the time of healing, and behold trouble! Efa narianao tokoa va Joda? Efa naharikoriko ny fanahinao va Ziona? Nahoana no dia mamely anay Hianao, ka efa tsy mety sitrana izahay? Nanantena fiadanana izahay, kanjo tsy nahita asa, ary andro fanasitranana, fa indro fampitahorana. Dia narianao avokoa va Jodà? Efa naharikoriko ny fanahinao va Siona? Nahoana no dia kapohanao tsy manam-pahasitranana izahay? Niandry fiadanana izahay, nefa tsy misy soa kely akory. Niandry fotoam-pahasitranana, kanjo fampitahorana no mitranga. As-tu pour de bon rejeté Juda? Ou es-tu dégoûté de Sion? Pourquoi nous avoir frappés sans aucune guérison? Nous attendions la paix : rien de bon! Le temps de la guérison : voici l'épouvante!