<-
->

Jer / Jr 16:14 Therefore, behold, the days come, saith the Lord, that it shall no more be said, The Lord liveth, that brought up the children of Israel out of the land of Egypt; Koa, indro, avy any andro, hoy Jehovah, izay tsy hanaovana intsony hoe: Raha velona koa Jehovah, Izay nitondra ny Zanak' Isiraely niakatra avy tany amin' ny tany Egypta; Noho izany indro avy ny andro, - teny marin' ny Tompo, izay tsy hanaovana intsony hoe: Velona Iaveh! izay nitondra ny zanak' Israely niakatra avy any amin' ny tany Ejipta; Aussi, voici venir des jours oracle de Yahvé où l' on ne dira plus : "Yahvé est vivant, qui a fait monter les Israélites du pays d' Egypte" ,